IMG_6159

𝗣𝗜𝗖𝗔𝗦-𝟭, 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝘆 𝘀𝘆 𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆

✅Notanterahan'Andriamatoa Harifidy RAMILISON,Minisitry ny  fambolena sy ny Fiompiana, ny fanaingana tamin’ny fomba ofisialy ny  Tetikasa tendro  itambarana fampitomboana araka orinasa fanodinambokatra ho an’ny Faritra atsimon’i Madagasikara na ny Pôl ...